Friday, October 22, 2010

Mila fitandremana be ao Tomasina

Vola tokony haloha ao amin'ny « douane » Toamasina mba hamoahana entana no napoakan'ny dimy lahy mitam-basy, omaly tolakandro tokony ho tamin'ny roa ora. Nandeha fiara ireo jiolahy ary efa niandriandry ny fahatongavan'ilay olona handoa vola izy tao anaty fiara ihany koa. Mbola niandriandry teo ivelan'ny « douane » io olona io no nitsofohan-dry zalahy tao anatin'ny fiarany miaraka amin'ny fanambanana basy. Tsy nisy resaka fa dia lasa ny volabe. Nandeha scooter tampoka indray ireo jiolahy rehefa nitsoaka
JC Steve

No comments: