Tuesday, June 25, 2013

Mitaraina ny mpanao défilé fa tapahina amin'ny karama ny akanjo anaovana amin'io andro io


Témoignage

salut. Ity mba avoahy gazety fa tsy rariny tsony. Za anisan'ny manao defile za,atram'izay tsy mbola nandoavam-bola ny tenue hanaovana azy fa @ ty ndray mitoraka ty tapahana @ karamanay lay. Sady mitovy @ gony ny akanjo hanaovanay dia mbola vidina 375000 fmg. Ao anatiny Unité Specialisé de la Police Nationale za mandefa ity vaovao ity dia mba ataovy anonyme azafady

No comments: