Saturday, January 13, 2007

TERAK’I RASOANATOANDRO

TATITRA

Nivory ny solontenan’ny Trk’i Rasoanatoandro ny Zoma 12 Janoary 2007 tao @ Jean Bonnet momban’ny Fifampiarahaban’ny Teraka.( Nisolo tena an’i Randriantsoa : Tonki – Jean-Yves ). Marihina fa ny Terak’i RAOBENTSOA Edmond no manasa @ io andro io.

Koa izao no tapaka tamin’izany :

- Ny daty dia ny Asabotsy 27 Janoary 2007

- Ny toerana dia any Itaosy ao amin’ny Le Restaurant “GUEST HOUSE” ( eo ampitan’ny POSTE no mivily dia misy indications maromaro hatrany)

- Hisy Enveloppes surprises hamidy ka entanina ny isan-tokantrano mba hanolotra “Cadeau” ka halefantsika any amin’i Jean Bonnet alohan’ny Alakamisy 25 Janoary 2007.

- Toy izao ny fandaharam-potoana :

- 10 h : fahatongavan’ny fianakaviana

- 11 h : Fisokafan’ny Lanonana @ Fivavahana , Afindrafindrao sy animations isan-karazany

- 12 h 30 : Fanombohan’ny Sakafo ( misy sakafo manokana efa voahoman’ny mpampiantrano ho an’ny Ray aman-dreny amin’izany) , miaraka @ présentations ( izay olom-baovao ihany no atolotra ) sy ny Fitatazan-drakitra toy ny mahazatra.

- 14 h 30 : Animations isan-karazany ( karaoke , hirahira ) misy bonbons ho zaraina amin’izay mandray anjara – séance photo

- 16 h : Vente Enveloppes surprises – Signature des cartes de Vœux ho an’ireo any am-pita.

- 16 h 30 : Cierge – Remise de Flambeau – Gateau

- 17 h : mitohy ny lanonana.

Koa manentana antsika Terak’i RANDRIANTSOA Augustin mba ho tonga maro amin’io andro io mba ho voninahitr’i DADA AUG.

Ny Mpitatitra :

Tonki

No comments: