tag:blogger.com,1999:blog-20768469.post6297567145629068551..comments2023-08-17T08:25:25.431-07:00Comments on teraka randriantsoa: Madagasikara sy ny malagasyUnknownnoreply@blogger.comBlogger1125tag:blogger.com,1999:blog-20768469.post-58913777949467713732016-01-12T02:58:01.640-08:002016-01-12T02:58:01.640-08:00Misaotra indrindra noho ny fampatsiahivana ny momb...Misaotra indrindra noho ny fampatsiahivana ny mombamomba ny tantaran'i Madagasikara. Tsy maro no nanao izany ka fankasitrahana lehibe ho anareo tompoko.<br />Tsara raha ampahatsiahivinareo koa eto @ manaraka fa tsara ny teny malagasy ho an'ireo izay tsy mahalala na tsy nampahafantarina izany mihitsy. Maro mantsy ny mihevitra fa mahamenatra ny miteny malagasy, ka ny bonjour sy ny merci (ohatra) no heveriny fa tsara tenenin'ny zanany no sady heveriny fa voninahitra.Kantyhttps://www.blogger.com/profile/08260492110490636104noreply@blogger.com